1 Tantara 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary voasoratra tao amin’ny tetirazana+ avokoa ny Israelita, ka voasoratra tao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany+ tany Babylona ny Joda, noho izy nivadika.
9 Ary voasoratra tao amin’ny tetirazana+ avokoa ny Israelita, ka voasoratra tao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany+ tany Babylona ny Joda, noho izy nivadika.