FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary i Saloma zanak’i Kore, zanak’i Ebiasafa,+ zanak’i+ Kora,+ sy ireo rahalahiny anisan’ny fianakaviamben’ny Korahita,+ no niandraikitra ny asa fanompoana. Mpiandry varavarana+ tao amin’ny tranolay izy ireo. Ny razambeny koa dia niandraikitra ny tobin’i Jehovah, ka mpiambina ny fidirana no asany.

  • 1 Tantara
    Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019
    • 9:19

      Fandalinana, Boky 2,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara