1 Tantara 9:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary niandraikitra ny mofo mifanaingina,+ ny sasany tamin’ny taranaky ny Kehatita rahalahin’ireo, mba hanomana izany isaky ny sabata.+
32 Ary niandraikitra ny mofo mifanaingina,+ ny sasany tamin’ny taranaky ny Kehatita rahalahin’ireo, mba hanomana izany isaky ny sabata.+