1 Tantara 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary raha vao tafapetraka tao an-dapany i Davida,+ dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Jereo fa izaho mipetraka amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mipetraka anaty tranolay!”+
17 Ary raha vao tafapetraka tao an-dapany i Davida,+ dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Jereo fa izaho mipetraka amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mipetraka anaty tranolay!”+