1 Tantara 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nohamasinin’i+ Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah koa ireny, mbamin’ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tany amin’ny firenena rehetra,+ dia i Edoma sy Moaba,+ sy ny taranak’i Amona+ sy ny Filistinina,+ ary ny Amalekita.+
11 Nohamasinin’i+ Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah koa ireny, mbamin’ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tany amin’ny firenena rehetra,+ dia i Edoma sy Moaba,+ sy ny taranak’i Amona+ sy ny Filistinina,+ ary ny Amalekita.+