1 Tantara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hitan’ny taranak’i Amona fa nanjary halan’i+ Davida izy ireo. Koa nandefa talenta volafotsy+ arivo i Hanona+ sy ny taranak’i Amona, mba hanakaramana kalesin’ady+ sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-maka+ ary Zoba.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:6 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
6 Dia hitan’ny taranak’i Amona fa nanjary halan’i+ Davida izy ireo. Koa nandefa talenta volafotsy+ arivo i Hanona+ sy ny taranak’i Amona, mba hanakaramana kalesin’ady+ sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-maka+ ary Zoba.+