1 Tantara 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nanofa kalesin’ady+ roa arivo sy telo alina izy ireo, ary nokaramainy koa ny mpanjakan’i Maka sy ny vahoakany.+ Koa tonga izy ireo, ka nitoby tandrifin’i Medeba.+ Ary ny taranak’i Amona nifamory avy any an-tanànany, ka tonga hiady.
7 Dia nanofa kalesin’ady+ roa arivo sy telo alina izy ireo, ary nokaramainy koa ny mpanjakan’i Maka sy ny vahoakany.+ Koa tonga izy ireo, ka nitoby tandrifin’i Medeba.+ Ary ny taranak’i Amona nifamory avy any an-tanànany, ka tonga hiady.