1 Tantara 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nalain’i Davida ny satroboninahitra teny an-dohan’i Malkama.+ Nilanja talenta volamena iray ilay izy, sady nisy vatosoa. Dia natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary be dia be ny zavatra azo babo navoakany avy tao amin’ilay tanàna.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:2 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2,
2 Ary nalain’i Davida ny satroboninahitra teny an-dohan’i Malkama.+ Nilanja talenta volamena iray ilay izy, sady nisy vatosoa. Dia natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary be dia be ny zavatra azo babo navoakany avy tao amin’ilay tanàna.+