1 Tantara 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ratsy teo imason’Andriamanitra izany,+ ka namely ny Israely izy.