1 Tantara 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy i Davida tamin’i Ornana: “Mba omeo ahy ity tany misy ny famoloanao ity, hanorenako alitara ho an’i Jehovah. Omeo ahy araka izay tena vidiny izy ity,+ mba hitsaharan’ilay loza+ mamely ny vahoaka.”
22 Dia hoy i Davida tamin’i Ornana: “Mba omeo ahy ity tany misy ny famoloanao ity, hanorenako alitara ho an’i Jehovah. Omeo ahy araka izay tena vidiny izy ity,+ mba hitsaharan’ilay loza+ mamely ny vahoaka.”