23 Fa hoy i Ornana: “Ento ho anao ny famoloana,+ ary aoka ny mpanjaka tompoko hanao izay hitany fa mety. Indreto, omeko koa ny omby+ hatao fanatitra dorana sy ny fitaovana fanosihosena+ varimbazaha mba hatao kitay+ ary ny varimbazaha hatao fanatitra. Omeko anao izy rehetra.”+