1 Tantara 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa hoy i Davida Mpanjaka tamin’i Ornana: “Tsia, fa tsy maintsy hovidiko ireo, ary haloako vola izay tena vidiny.+ Fa tsy haka izay anao aho, ary tsy zavatra azoko maimaim-poana no hatolotro ho sorona dorana ho an’i Jehovah.”
24 Fa hoy i Davida Mpanjaka tamin’i Ornana: “Tsia, fa tsy maintsy hovidiko ireo, ary haloako vola izay tena vidiny.+ Fa tsy haka izay anao aho, ary tsy zavatra azoko maimaim-poana no hatolotro ho sorona dorana ho an’i Jehovah.”