1 Tantara 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 i Ido zanak’i Zakaria no an’ny antsasaky ny fokon’i Manase any Gileada; i Jasiela zanak’i Abnera+ no an’ny fokon’i Benjamina;
21 i Ido zanak’i Zakaria no an’ny antsasaky ny fokon’i Manase any Gileada; i Jasiela zanak’i Abnera+ no an’ny fokon’i Benjamina;