1 Tantara 27:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nanomboka nanisa i Joaba+ zanak’i Zeroia, nefa tsy nahavita hatramin’ny farany.+ Izany fanisana izany no nahatezitra+ an’Andriamanitra tamin’ny Israely. Ary tsy tao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka ilay isa. 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Nanomboka nanisa i Joaba+ zanak’i Zeroia, nefa tsy nahavita hatramin’ny farany.+ Izany fanisana izany no nahatezitra+ an’Andriamanitra tamin’ny Israely. Ary tsy tao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka ilay isa.