1 Tantara 27:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 I Jonatana,+ zana-drahalahin’i Davida, no mpanolo-tsaina sady mpitan-tsoratra, ary lehilahy nahira-tsaina+ izy. Ary i Jehiela zanak’i Hakmony+ no niandraikitra ny zanaky ny mpanjaka.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:32 Fandalinana, Boky 2,
32 I Jonatana,+ zana-drahalahin’i Davida, no mpanolo-tsaina sady mpitan-tsoratra, ary lehilahy nahira-tsaina+ izy. Ary i Jehiela zanak’i Hakmony+ no niandraikitra ny zanaky ny mpanjaka.+