15 ny lanjan’ny volamena ho an’ny fitoeran-jiro+ volamena sy ny jirony volamena, araka ny lanjan’ireo fitoeran-jiro sy ny jirony; ny lanjan’ny volafotsy ho an’ireo fitoeran-jiro volafotsy sy ny jirony, araka ny lanjan’ireo fitoeran-jiro sy ny jirony, ary arakaraka ny asan’ireo fitoeran-jiro;