1 Tantara 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nisaotra+ an’i Jehovah teo anatrehan’ny fiangonana+ manontolo i Davida, ka nilaza hoe: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Israely+ razambenay ô, hisaorana anie ianao+ hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!
10 Dia nisaotra+ an’i Jehovah teo anatrehan’ny fiangonana+ manontolo i Davida, ka nilaza hoe: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Israely+ razambenay ô, hisaorana anie ianao+ hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!