1 Tantara 29:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ry Jehovah Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Israely razanay ô!+ Arovy izany fisainana sy fanirian’ny fon’ny olonao izany mba haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ary tariho ho aminao ny fony.+
18 Ry Jehovah Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Israely razanay ô!+ Arovy izany fisainana sy fanirian’ny fon’ny olonao izany mba haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ary tariho ho aminao ny fony.+