2 Tantara 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’ilay toerana avo tany Gibeona+ i Solomona sy ny fiangonana manontolo. Tany mantsy ilay tranolay fihaonana+ izay an’Andriamanitra, dia ilay naorin’i Mosesy mpanompon’i+ Jehovah, tany an-tany efitra.
3 Dia nankany amin’ilay toerana avo tany Gibeona+ i Solomona sy ny fiangonana manontolo. Tany mantsy ilay tranolay fihaonana+ izay an’Andriamanitra, dia ilay naorin’i Mosesy mpanompon’i+ Jehovah, tany an-tany efitra.