2 Tantara 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia tonga tamin’i Semaia,+ lehilahin’Andriamanitra, ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: