2 Tantara 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa hitan’i Jehovah+ fa nanetry tena izy ireo, dia tonga tamin’i Semaia+ ny tenin’i Jehovah hoe: “Nanetry tena izy ireo+ ka tsy haringako, ary tsy ho ela dia hafahako. Ary tsy hihatra amin’i Jerosalema amin’ny alalan’i Sisaka ny fahatezerako.+
7 Rehefa hitan’i Jehovah+ fa nanetry tena izy ireo, dia tonga tamin’i Semaia+ ny tenin’i Jehovah hoe: “Nanetry tena izy ireo+ ka tsy haringako, ary tsy ho ela dia hafahako. Ary tsy hihatra amin’i Jerosalema amin’ny alalan’i Sisaka ny fahatezerako.+