2 Tantara 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niaraka tamin’izy ireo tao an-tranon’Andriamanitra i Joasy ka nafenina tao enin-taona,+ raha mbola nanjaka+ nanerana ilay tany i Atalia.+
12 Ary niaraka tamin’izy ireo tao an-tranon’Andriamanitra i Joasy ka nafenina tao enin-taona,+ raha mbola nanjaka+ nanerana ilay tany i Atalia.+