2 Tantara 26:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nampian’Andriamanitra+ foana izy rehefa niady tamin’ny Filistinina, sy tamin’ny Arabo+ nonina tao Gorabala, ary tamin’ny Meonita.+
7 Ary nampian’Andriamanitra+ foana izy rehefa niady tamin’ny Filistinina, sy tamin’ny Arabo+ nonina tao Gorabala, ary tamin’ny Meonita.+