2 Tantara 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa lehilahy mahery fo niisa roa alina sy iray hetsy no matin’i Peka+ zanak’i Remalia+ tany Joda tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah+ Andriamanitry ny razany izy ireo.
6 Koa lehilahy mahery fo niisa roa alina sy iray hetsy no matin’i Peka+ zanak’i Remalia+ tany Joda tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah+ Andriamanitry ny razany izy ireo.