2 Tantara 29:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ny raintsika efa nivadika+ tamin’Andriamanitsika, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamanitsika,+ ka nahafoy azy+ sy nihodina tsy hijery ny tranolain’i Jehovah+ intsony ary nanome lamosina azy. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:6 Fandalinana, Boky 2,
6 Fa ny raintsika efa nivadika+ tamin’Andriamanitsika, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamanitsika,+ ka nahafoy azy+ sy nihodina tsy hijery ny tranolain’i Jehovah+ intsony ary nanome lamosina azy.