2 Tantara 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Noho izany, dia lavon-tsabatra ny razantsika,+ ary lasa babo ny vady aman-janatsika.+