12 Dia nitsangana ireo Levita:+ I Mahata zanak’i Amasay, sy Joela zanak’i Azaria, avy tamin’ny taranaky ny Kehatita;+ Kisy zanak’i Abdia, sy Azaria zanak’i Jehalalila, avy tamin’ny taranak’i Merary;+ Joa zanak’i Zima, sy Edena zanak’i Joa, avy tamin’ny Gersonita;+