2 Tantara 29:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa niankohoka+ ny fiangonana manontolo, rehefa nanakoako ny hira+ sady naneno mafy ny feon’ny trompetra. Tsy nijanona izany rehetra izany mandra-pahavitan’ny fanatitra dorana.
28 Koa niankohoka+ ny fiangonana manontolo, rehefa nanakoako ny hira+ sady naneno mafy ny feon’ny trompetra. Tsy nijanona izany rehetra izany mandra-pahavitan’ny fanatitra dorana.