2 Tantara 30:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Avy eo dia novonoin’izy ireo ny zanak’ondrin’ny Paska,+ tamin’ny fahefatra ambin’ny folon’ny volana faharoa. Ary menatra ny mpisorona sy ny Levita, ka nanamasina+ ny tenany, ary nitondra fanatitra dorana tao an-tranon’i Jehovah.
15 Avy eo dia novonoin’izy ireo ny zanak’ondrin’ny Paska,+ tamin’ny fahefatra ambin’ny folon’ny volana faharoa. Ary menatra ny mpisorona sy ny Levita, ka nanamasina+ ny tenany, ary nitondra fanatitra dorana tao an-tranon’i Jehovah.