21 Ary ny zanak’Israely izay tany Jerosalema, dia nankalaza tamim-pifaliana+ lehibe ny fetin’ny+ mofo tsy misy lalivay, nandritra ny fito andro. Ary nidera an’i Jehovah isan’andro tamin’ny zavamaneno mafy feo ny Levita+ sy ny mpisorona,+ eny, nidera an’i Jehovah izy ireo.+