2 Tantara 30:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nisy fifaliam-be tany Jerosalema, satria mbola tsy nisy toy izany tany,+ hatramin’ny andron’i Solomona+ zanak’i Davida mpanjakan’ny Israely.
26 Ary nisy fifaliam-be tany Jerosalema, satria mbola tsy nisy toy izany tany,+ hatramin’ny andron’i Solomona+ zanak’i Davida mpanjakan’ny Israely.