2 Tantara 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano+ ny vahoaka. Dia nohenoina izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenana masin’Andriamanitra, tany an-danitra,+ ny vavaka nataon’izy ireo.
27 Farany, dia nitsangana ireo Levita mpisorona ka nitso-drano+ ny vahoaka. Dia nohenoina izy ireo, ary tonga tany amin’ny fonenana masin’Andriamanitra, tany an-danitra,+ ny vavaka nataon’izy ireo.