2 Tantara 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Manase,+ ka nalevina+ tany amin’izay nisy ny tranony. Ary i Amona+ zanany no nanjaka nandimby azy. 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:20 Fandalinana, Boky 1,
20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Manase,+ ka nalevina+ tany amin’izay nisy ny tranony. Ary i Amona+ zanany no nanjaka nandimby azy.