2 Tantara 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nankalaza Paska+ ho an’i Jehovah tao Jerosalema i Josia.+ Dia novonoina ny biby atao sorona amin’ny Paska,+ tamin’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny+ volana voalohany.+
35 Ary nankalaza Paska+ ho an’i Jehovah tao Jerosalema i Josia.+ Dia novonoina ny biby atao sorona amin’ny Paska,+ tamin’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny+ volana voalohany.+