2 Tantara 35:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Taorian’izany rehetra izany, rehefa vitan’i Josia ny fikarakarana ny trano, dia niakatra hiady tany Karkemisy+ teo amoron’i Eofrata, i Neko+ mpanjakan’i Ejipta.+ Ary nivoaka hifanandrina taminy+ i Josia.+ 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 35:20 w17.03 26-27 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:20 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2017, p. 26-27
20 Taorian’izany rehetra izany, rehefa vitan’i Josia ny fikarakarana ny trano, dia niakatra hiady tany Karkemisy+ teo amoron’i Eofrata, i Neko+ mpanjakan’i Ejipta.+ Ary nivoaka hifanandrina taminy+ i Josia.+