Ezra 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary navoakan’i Kyrosy Mpanjaka ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ izay nentin’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema+ sy nataony tao an-tranon’andriamaniny.+ Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:7 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2,
7 Ary navoakan’i Kyrosy Mpanjaka ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ izay nentin’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema+ sy nataony tao an-tranon’andriamaniny.+