Nehemia 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avy eo i Ezra dia nisaotra an’i Jehovah+ Andriamanitra, Ilay Andriamanitra lehibe. Ary nanandra-tanana+ ny olon-drehetra sady namaly hoe: “Amena! Amena!”+ Dia niondrika+ sy niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Jehovah izy ireo.+ Nehemia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Avy eo i Ezra dia nisaotra an’i Jehovah+ Andriamanitra, Ilay Andriamanitra lehibe. Ary nanandra-tanana+ ny olon-drehetra sady namaly hoe: “Amena! Amena!”+ Dia niondrika+ sy niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Jehovah izy ireo.+