Nehemia 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsy nanompo anao izy ireo+ sady tsy niala tamin’ny fanao ratsiny,+ tamin’ny fotoana mbola nisian’ny fanjakana+ teo amin’izy ireo sy nahazoany zava-tsoa+ be dia be avy taminao, ary nonenany tao amin’ilay tany+ malalaka sady lonaka nomenao azy.
35 Tsy nanompo anao izy ireo+ sady tsy niala tamin’ny fanao ratsiny,+ tamin’ny fotoana mbola nisian’ny fanjakana+ teo amin’izy ireo sy nahazoany zava-tsoa+ be dia be avy taminao, ary nonenany tao amin’ilay tany+ malalaka sady lonaka nomenao azy.