Nehemia 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 sy ny rahalahin’izy ireo roa amby roapolo sy valonjato izay mpanao ny asa tao amin’ilay trano;+ sy Adaia zanak’i Jerohama,+ zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora,+ zanak’i Malkia,+
12 sy ny rahalahin’izy ireo roa amby roapolo sy valonjato izay mpanao ny asa tao amin’ilay trano;+ sy Adaia zanak’i Jerohama,+ zanak’i Pelalia, zanak’i Amzy, zanak’i Zakaria, zanak’i Pasora,+ zanak’i Malkia,+