Estera 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteny taminy isan’andro izy ireo, nefa tsy nohenoiny. Koa niresaka tamin’i Hamana izy ireo mba hahitana raha mbola holeferina ihany na tsia ny fihetsik’i Mordekay.+ Nilaza tamin’izy ireo mantsy i Mordekay hoe Jiosy+ izy. Estera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:4 w06 1/3 10 Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:4 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/2006, p. 10
4 Niteny taminy isan’andro izy ireo, nefa tsy nohenoiny. Koa niresaka tamin’i Hamana izy ireo mba hahitana raha mbola holeferina ihany na tsia ny fihetsik’i Mordekay.+ Nilaza tamin’izy ireo mantsy i Mordekay hoe Jiosy+ izy.