Joba 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ilay alina kosa, dia aoka horombahin’ny haizina.+Enga anie izy tsy hiara-mifaly amin’ireo andro ao anatin’ny taona,Sady tsy hisaina ho isan’ireo volana!
6 Ary ilay alina kosa, dia aoka horombahin’ny haizina.+Enga anie izy tsy hiara-mifaly amin’ireo andro ao anatin’ny taona,Sady tsy hisaina ho isan’ireo volana!