Joba 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny teny tsara lahatra ataonareo, dia ohabolana tsy misy ilana azy toy ny lavenona.Toy ny foitran’ampinga tanimanga ny foitran’ampinganareo.+ Joba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Ny teny tsara lahatra ataonareo, dia ohabolana tsy misy ilana azy toy ny lavenona.Toy ny foitran’ampinga tanimanga ny foitran’ampinganareo.+