Salamo 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ka hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny torotoro fo,+Mba tsy hampangovitra ny hafa intsony ny olombelona mety maty, eny, ny olona etỳ an-tany.+
18 Ka hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny torotoro fo,+Mba tsy hampangovitra ny hafa intsony ny olombelona mety maty, eny, ny olona etỳ an-tany.+