Salamo 68:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana ho an’ny anarany!+Manandrata hira ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina,+Dia ilay manana anarana hoe Jah.*+ Ary miravoravoa eo anatrehany.
4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana ho an’ny anarany!+Manandrata hira ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina,+Dia ilay manana anarana hoe Jah.*+ Ary miravoravoa eo anatrehany.