Salamo 89:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoderain’ny lanitra ny zava-mahagaga nataonao, Jehovah ô,+Eny, hoderaina eo anivon’ny fiangonan’ireo masina ny tsy fivadihanao. Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 89:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Hoderain’ny lanitra ny zava-mahagaga nataonao, Jehovah ô,+Eny, hoderaina eo anivon’ny fiangonan’ireo masina ny tsy fivadihanao.