Salamo 89:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mandritra ny fotoana tsy voafetra, dia tsy hesoriko aminy ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+Ary ho azo antoka ny fifanekena nataoko taminy.+
28 Mandritra ny fotoana tsy voafetra, dia tsy hesoriko aminy ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+Ary ho azo antoka ny fifanekena nataoko taminy.+