Ohabolana 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Misy taranaka manana nify toy ny sabatra, sy valanorano toy ny antsin-kena,+ mba hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany, sy ny mahantra tsy ho anisan’ny olombelona.+
14 Misy taranaka manana nify toy ny sabatra, sy valanorano toy ny antsin-kena,+ mba hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany, sy ny mahantra tsy ho anisan’ny olombelona.+