Mpitoriteny 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha dombo ny famaky nefa tsy rangitina,+ dia ho be kokoa ny hery tsy maintsy ampiasaina. Koa misy tombony ny fahendrena rehefa ampiasaina araka ny tokony ho izy.+ Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:10 g 2/14 6; w00 1/10 16 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:10 Mifohaza!,2/2014, p. 6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2000, p. 16
10 Raha dombo ny famaky nefa tsy rangitina,+ dia ho be kokoa ny hery tsy maintsy ampiasaina. Koa misy tombony ny fahendrena rehefa ampiasaina araka ny tokony ho izy.+