Tononkiran’i Solomona 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny takolany dia toy ny zaridainan-javamaniry mani-pofona,+ sy toy ny tilikambo feno zava-manitra. Ny molony dia sahala amin’ny lisy mitete ranona miora.+ Tononkiran’i Solomona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:13 Fandalinana, Boky 2,
13 Ny takolany dia toy ny zaridainan-javamaniry mani-pofona,+ sy toy ny tilikambo feno zava-manitra. Ny molony dia sahala amin’ny lisy mitete ranona miora.+