Isaia 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hiditra any amin’ny lava-bato sy ny lavaka ao anaty tany ny olona, noho ny fahatahorana an’i Jehovah sy noho ny voninahitry ny fahalehibeazany,+ rehefa hitsangana Izy ka hahatonga ny tany hihozongozona.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:19 ip-1 53-54 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:19 Faminanian’i Isaia I, p. 53-54
19 Dia hiditra any amin’ny lava-bato sy ny lavaka ao anaty tany ny olona, noho ny fahatahorana an’i Jehovah sy noho ny voninahitry ny fahalehibeazany,+ rehefa hitsangana Izy ka hahatonga ny tany hihozongozona.+